Teny iditra fangi-bolana (fangitra, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy dihy manao faribolana mifampitantana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [ fangibolana ] a circle, a circuit. See faribolana [Richardson 1885]
Fandikana frantsay farandole en rond [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31