Teny iditra | fanginana (gina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy valianao ny fiampangana anao? Mitory anao sahady ny fanginanao [1.1] | |
Tovy hevitra | fahanginana | |
Fivaditsoratra | fanangany, fanginana, faningana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |