Teny iditra fangoratsaka (horatsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra fotsy madio mangatsakatsaka: Mahafinaritra ny fangoratsaky ny diavolana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La pureté du blanc [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21