Teny iditra fangorona (horona)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mangorona
Azo ahorona [1.1]
Ohatra Izay rehetra eny amin' ny lanitra dia ho levona, Ary ny lanitra hahorona tahaka ny fangorona taratasy; [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14