Teny iditra fanidina (idina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser [Abinal 1888]

Teny iditra fanidina (sidina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ohatra 
1Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? [Fox: Hainteny, laharana 175]
2Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. [Callet: Tantara, takila 41]
Teny nalaina 

2016/09/17