Teny iditra fanidinana (idina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay L’action de verser, l'instrument, le moule, le lieu, la coulée, le coulage [Abinal 1888]

Teny iditra fanidinana (sidina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsehana na fihantonana eny amin' ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay L’action de voler, de flotter dans l’air, le moyen, le lieu [Abinal 1888]

2016/09/17