Teny iditra fanifakifahana (kifakifaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanilihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de repousser, d’écarter, d’expulser [1.3]
Ohatra Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08