Teny iditra fanihika (tsihika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manihika, maka hazandrano amin' ny tandroho [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanihika (tsihika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsihifina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23