Teny iditra fanihy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] ramanavy [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] angoavy raikitra, ramanavy, kananavy [Rakotosaona 1972]
 Karazam-biby fianakavian' ny Manavy na Ramanavy, saingy izy lehibe (jereo manavibe) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] [Mod. s. from manihy (hihy).] A bat. Probably a species of Pteropus (Prov.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay roussette [Rajemisa: Vakoka]
Famaritana frantsay rousette (Pteropus rufus) [Tsimbazaza ]
 grande chauve-souris (Eidolon dupreanum) [Tsimbazaza ]
Voambolana 
Anarana siantifika Eidolon dupreanum, Pteropus rufus
Mpanahaka  manavy
Sary 

Teny iditra fanihy
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Sakalava] a bird [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra fanihy (hihy)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manihy, manala hodi-manify
¶ Azo hihisana: Ny akondro tsy fanihy fa voasana [Rajemisa 1985]

2010/12/05