Teny iditra fanimpanina (fanina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana frantsay [duplicatif fréquentatif] [Abinal 1888]
Ohatra 
1Fanimpanina aho izany [Dox: Amina]
2manonofy andro mifono ka mivantotr'omby minono, ditsohin-kariva mandrivodrivotra ka tonga zary mihovotrovotra mohamohaka manimanina, safotsafotra fanimpanina! [Rajaofera: Haody]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31