Teny iditra fanina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dizzy [1.2, 1.7]
 Giddy. [Mal. pening.] [1.2]
 Faint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a des vertiges, étourdi [1.8]
Ohatra 
1Saika fanina ilay tovolahy kely. [2.499]
2Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko. [2.4]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra fañina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Fanekena [1.78]

Teny iditra fan~ina
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny fan~ina]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31