Teny iditra fanindiminy (indimy (dimy))
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fanindimy ] [1.75]
Fanazavàna teny frantsay Pour la cinquième fois [1.3]
Ohatra 
1Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany, [2.996]
2ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao. [2.59]
Haiendriteny 
Tsotra : fanindimy, fanindiminy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20