Teny iditra fanindrahindrana (hindrahindra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaingana zavatra amin' ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain' ny olona; fanasoasoana: Loza loatra ny fanindrahindrana ny lehibe sasany [1.1]

Teny iditra fanindrahindrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandokadokafana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay éloge [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20