Teny iditra fanindrika (tsindrika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manindrika, manafo trano amin' ny herana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanindrika (tsindrika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsindrihina na tafoana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23