Teny iditra fanindry (tsindry)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manindry
¶ Azo tsindriana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [Mod. s. from manindry (tsindry).] Anything used to press something down with. [Richardson 1885]

Teny iditra fanindry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] anaram-boron-dia mpangalatra akoho kely toa papango ary mipaoka koa voalavo sy totozy izay sendra azy [Rakotosaona 1972]
 Vorona homankena, karazan' ny papango (Buteo brachypterus) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a species of buzzard. Buteo brachypterus, Pelz. Same as hindry (Bets. and Tan.), endry (Betsim.), pompa (Bara), tinoro (Sak. and Antank.), and bobaky (Sak.). [Richardson 1885]
Famaritana frantsay espèce de buse [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Anarana siantifika Buteo brachypterus
Teny mitovy hevitra bobaky ~ endry ~ hindry ~ pompa ~ tinoro

Teny iditra fanindry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanindry (tsindry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany (Tenona) [Rajemisa 1985]

2010/04/03