Teny iditra | faningina (tsingina) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina maningina, mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra azy amin' ny vifotsy hafa Azo tsinginina [1.1] | |
Fivaditsoratra | faningina, finganina, finingana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |