Teny iditra fanintsanana (hintsana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (ara-bakiteny) Fanozongozonana ny sivana mba hahazoana tany na fasika malemy
¶ Fanalana amin' ny alalan' ny fifaninananaizay tsy mahay na osa, ka ny mahay sy ny matanjaka sisa mijanona [Rajemisa 1985]

2012/11/14