Teny iditra fanirakiraka (irakiraka (iraka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona ampanaovina ny irakiraka rehetra, na ao an-tokantrano na any amin' ny toeram-piasana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A messenger boy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Planton, messager [1.8]
Mpanahaka  tongotr' olona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31