Teny iditra | faniratsira (tsiratsira) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina maniratsira, tsy manaja, manivaiva, manevateva Azo tsiratsiraina, tevatevaina [1.1] | |
Ohatra | Indro hianao efa nataoko kely eo amin' ny firenena dia faniratsira indrindra.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | faniratsira, fitsirarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |