Teny iditra | faniratsirana (tsiratsira) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana tsinontsinona, fanesoana, famotsifotsiana, fanevatevana: Tsy tantiko ny faniratsirana an' i dada toy ireny nataonao ireny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Disdainful speaking [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de mépriser, parole dédaigneuse [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |