Teny iditra fanisana (isa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijerena ny isan-javatra na isan' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of counting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'action de compter [1.3, 1.8]
 Pointage, enregistrement, recensement [1.13]
Ohatra 
1fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; [4.27]
2Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472]
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Teny iditra fanisana (sisa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de laisser des restes, la cause [1.3]

Teny iditra Fanisana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Fanisana, Nomery: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Fanazavàna teny malagasy (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. [2.611]
Fanazavàna teny anglisy Numbers: one of the books of the Bible [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Nombres: un des livres de la Bible [3.1]
Voambolana 
Tovy hevitra Nomery
Lahatsoratra 
Boky manontolo Baiboly iraizotra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11