Teny iditra fanisy (isy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manisy, mamely [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay ce qu'on peut mettre, qu'on peut frapper; là où il faute mettre [Abinal 1888]

Teny iditra fanisy (isy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo asiana, velezina: Tsy fanisy sira betsaka itỳ laoka itỳ ~ Fanisy tehamaina ny zaza mpamalivaly [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31