Teny iditra | fanizinana (izina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampanjombonana, fanamaizinana [1.1] | |
Teny iditra | fanizinana (hizina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandentehana; famoretana; fanidiana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |