Teny iditra fanjaitra (zaitra)
Sokajin-teny   anarana na mpamaritra
Famaritana malagasy   Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny [...]
¶ Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanj [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Teny iditra fanjaitra (zaitra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ¶ Fiasana vy lavalava kely marani-doha mis [...]
Mitovy hevitra: filo ~ tsaika ~ tsiverianala [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a needle [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aiguille [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Ankamantatra   Hetrao ilaikely fa hiady? Fanjaitra.

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/18