Teny iditra fanjarianasa ara-panampiana
Singan-teny fanjarianasa ; ara- (araka) ; fanampiana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Orinasa manala fahasahiranana ny olona e'o amin'ny lafiny sosialy sy fifandraisana amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Entreprise de prestation de service [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18