Teny iditra fanjavozavo (zavozavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra manjavozavo, tsy mazava tsara: Tsy afaka handeha maraina ianareo noho ny fanjavozavon' ny andro amin' izao ririnina izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05