Teny iditra fanjelatra (jelatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny zavatra mandefa hazavana mitsoriaka toa tselatr' afo: Nanaitra ny fanjelatr' ilay tainkintana nianjera tamin' ny taona 1977 [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05