Teny iditra | fanjenjenana (jenjina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action d’éblouir, d’étourdir, l’éblouissement [1.3] | |
Teny iditra | fanjenjenana (zenjena) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandehandehanana tsy misy antony, fandehandehanana etsỳ sy erỳ, firenirenena: Mampalahelo ny fonjenjenan' ny zaza tsy misy mpiahy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action d'errer ça et là, le lieu, le motif [1.3] | |
Tovy hevitra | fizenjenana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |