Teny iditra fanjihitra (zihitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanditra sy fifamaliana, ady vava, ady antsanga. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a dispute, a quarrel. See zihitra. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay dispute, querelle, désaccord [Abinal 1888]
Sampanteny 

2011/11/28