Teny iditra fanjilarana (jilatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiendahan' ny nofo noho ny fikapana na fandidiana tsy nitsatoka tsara fa nisolifatra somaradimbana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05