Teny iditra fanjohian-kevitra
Singan-teny fanjohiana ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fiasan'ny saina manaraka lalana alohan'ny hahatongavana any amin'ny fehinkevitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Raisonnement, démarche [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fizohin-kevitra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11