Teny iditra fanjola (njola)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manjola; fomba na toetran' ny olona manjola, izany hoe mijery mihorirana ila ny masony [Rajemisa 1985]

2009/02/23