Teny iditra fanjombona (jombona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny lanitra na ny tarehy manjombona, izany hoe malomaloka toa ho avy orana na malahelo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05