Teny iditra fanjonoana (jono)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana hazandrano amin' ny fintana
¶ Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay pêche [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31