Teny iditra fankahala (hala)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny olona na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara
Fomba tsy itiavana: Mandositrany ratsy no fankahala azy tsara indrindra [1.1]
Ohatra ireto hianareo mianakavy, hoy Rabery, milafika mitsabo izay tokony ho fahavalo sy fankahala indrindra eto ambonin' ny tany! [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21