Teny iditra fano
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] soka-dranomasina [Rakotosaona 1972]
  [Sakalava] Soka-dranomasina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the sea turtle [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay grande tortue de mer [Rajemisa: Vakoka]
Famaritana frantsay tortue de mer [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana 
Mpanahaka  fanolahy ~ kapiky ~ sokabe ~ sokatra

Teny iditra fano
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely sahala amin' ny voanosy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a kind of beetle [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra fano
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] a fish [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra fano
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kazo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an acacia-like tree, the wood of which is used in making musical instruments. The seeds were often used formerly in working the sikidy, as indeed is still the case among the Sakalava. In the days of bullfighting the root of the shrub was taken, pounded, put in water, and given to the bulls that were to fight, with the idea that it made them fierce. An infusion of the leaves is now used in cases of colic. Piptadenia chrysostachys, Bth. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre ; ses graines qui servent à la divination par le sikidy ; la divination elle-même. (volatsàra). [David 1952 (takila F)]
Voambolana 
Anarana siantifika Piptadenia chrysostachys
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fano ity (1): Ampanotokana

Teny iditra fano
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Votrovotro madinika mitranga amin' ny hoditra vokatry ny hafanana. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/10/21