Teny iditra fanodina (hodina)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka?
¶ Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay manière de faire tourner [Abinal 1888]
Ohatra Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka. [Razafiarivony: Harivolana, takila 57]

Teny iditra fanodina (odina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay manière de faire révolter [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra fampiodina

2017/09/03