Teny iditra fanodinana (hodina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io
¶ Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [Rajemisa 1985]
 asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [SLP 1986]
Famaritana frantsay transformation, traitement [SLP 1986]
Ohatra Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena. [Andriamalala: Fanagasiana, takila 30]

Teny iditra fanodinana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay manivelle [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra fanodinana (odina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay l'action de faire révolter [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fampiodinana

2017/09/03