Teny iditra fanodokana (sodoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famitahana amin' ny fijerena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de tromper par de fausses apparences, le moyen, le motif [1.3]
Ohatra ny trano ao Akziba dia ho fanodokana ho an' ny mpanjakan' Israely. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08