Teny iditra fanofa (hofa)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano iray
¶ Azo hofana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanofa (hofa)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin' ny tanana; na manetsiketsika voam-bary ao anaty sahafa mba hialan' ny ampombo
¶ Azo hofaina [Rajemisa 1985]

2012/11/14