Teny iditra fanofana (hofa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny
¶ Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanofana (hofa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanofana (ofana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [Rajemisa 1985]

2012/11/15