Teny iditra |
fanoherana
(tohitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de résister, le motif [1.3]
|
Ohatra |
1 | Andriampanoha no nitarika ny fanoherana.
[2.508]
|
2 | Io lalimoara fasiana lamba io no mariky ny fanoherana.
[1.369]
|
|
|
Teny iditra |
fanoherana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau. [1.196]
|
Voambolana |
|