Teny iditra fanohitra (tohitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanohitra (tohitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo toherina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23