Teny iditra fanohofana (tohoka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona
¶ Fanasiana kitay betsaka miavovona eo am-patana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanohofana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] famonoan-jaza [Rakotosaona 1972]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   hohoka

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06