Teny iditra fanoitra (oitra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vy na hazo anaingana zava-mavesatra
¶ Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan' ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa [Rajemisa 1985]
   mpamporisika na mpanentana [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   [Mod. s. from manoitra (oitra).] A lever, a handspike, a crow-bar. [Richardson 1885]
   a lever [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   levier [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   levier; facteur stimulant, aiguillon
¶ fanoitra kilasy voalohany: levier du premier genre
¶ fanoitram-panalalahana ny lalantaratasy: levier de dégagement d'un galet d'interligne. [Voambolana: Toe-karena: tonta printy, sary]
¶ fanoitram-panovana elanelan'andalana: levier de changement d'interligne. [Voambolana: Toe-karena: tonta printy, sary] [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09