Teny iditra fanokafana (sokatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vata isika sao misy zava-tsarobidy ao
Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo
Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo taona [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20