Teny iditra fanoko (toko)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manoko, na mametraka isan-tokony avy
Azo atoko [1.1]

Teny iditra fanoko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Provincial for erany, sahaza, tokony [1.2]

Teny iditra fanoko
Sokajin-teny anarana fano sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy My see turtle(s) [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Ma tortue de mer, mes tortues de mer [3.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20