Teny iditra fanolokoloana (kolokolo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikarakarana, fikajakajana, fanaovana izay hahasoa: Ankiniko aminao ny fanolokoloana ireto zaza ireto [1.1]
Tovy hevitra fanakolokoloana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20