Teny iditra fanomanana (omana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de préparer [1.3]
 Préparation [1.13]
Ohatra 
1Ny tena maika indrindra dia ny fanomanana ny fifidianana. [4.27]
2Ny fanomanana io fanadinana io anefa dia sady ilana fotoana no ilana vola. [2.356]
3Tsy kabary fe kabary anefa izany fa lahateny nilana fanomanana lalina sy naharitra. [2.445]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28