Teny iditra fanompana (ompa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fonomponao; tsy hahavoa ahy izany
¶ Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanompana (ompana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanompàna
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] sinibe [Rakotosaona 1972]

2012/11/15